| Entry | 1 mila saina |
| Elementary words | 2 mila, 3 saina |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao [1.1] |
| Explanations in English |
6 To seek for advice. [1.2] |
| Synonyms | 7 maka saina |
| Anagrams | 8 asa milina, 9 mila saina |
| Updated on 2025/09/12 |
|